Tuesday, January 8, 2008

salut tout le monde!manao ahoana e!Hi! hoy ny vazaha sic

salama isika e!
malagasy mifanerasera hoy ny sasany zay! ny anay kosa dia ho toram-po fotsiny izao!
aleo isika hifampianatra izay mahalina sy mahafinaritra e! ok!
betsaka ny zavatra ho hitanao ato fa vao manomboka izao aloha ka masotsokona ozy ny ben'ny tanàna izay ka ny kely ananana no ahiratra e!

be ny zavatra aseho @ka eto e!
mahereza mitsidika e!
Technorati Profile

No comments: